Accueil | Créer un blog |

Blaogy gasy

Blaogy gasy

Blaogy andrana | 06 novembre 2012

Blaogy andrana ity blaogy ity! nisy fotoana aho nanandrana nijerijery positionnement ana takelaka dia ity blaogy ity no vokany. Nojereko ny zavatra tena fijerin'ny malagasy amin'ny aterineto, ny zavatra tena tadiavin'ny mpiraitanindrazana aminy Google, namboariko teo ity zanako kely ity dia nahafapoa be ny fidiran'ny olona nitsikilo tato. Indrisy! tsy nisy inoninona tato noho izy andrana izay fotsiny. Tsy mbola aiko atreto izay mety hosoratana ato, na izany aza hitako very fotsiny ity takelaka ity ra avela tsisy ninoninona nefa mba misy mpitsidika ihany. Mbola mila mieritreritra kely aho ... oe inona no hanaovako azy...

Publié par Mirindra à 20:11:30 dans Blaogy | Commentaires (2) |

1 |

Tous les derniers titres